Bokin'ny Ohabolana 16:2
Ataon’ ny olona ho madio avokoa ny lalana rehetra alehany; Fa Jehovah ihany no mpandanja ny fanahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All the ways of a man are clean in his own eyes; but the LORD weigheth the spirits.
In Context
1Ny fikasan’ ny fo no amin’ ny olona; Fa ny famalian’ ny lela dia avy amin’ i Jehovah.
3Ankino amin’ i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 16
Cross References
Judges 7:6Ary telon-jato lahy no isan’ izay nanainga ny tànany tamin’ ny vavany ka nilelaka; fa ny olona sisa rehetra dia nandohalika hisotro rano.
1 Samuel 15:13Ary Samoela tonga teo amin’ i Saoly, dia hoy Saoly taminy: Hotahin’ i Jehovah anie ianao; efa nahatanteraka ny tenin’ i Jehovah aho.
Psalms 36:2Ny ota milaza ato am-poko ny amin’ ny ratsy fanahy hoe: tsy misy fahatahorana an’ Andriamanitra ao aminy.
Proverbs 16:25Misy lalana ataon’ ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin’ ny fahafatesana no iafarany.
Proverbs 21:2Ataon’ ny olona ho marina avokoa ny lalana rehetra alehany; Fa Jehovah ihany no Mpandanja ny fo.
Proverbs 30:12Misy taranaka manao azy ho madio, Kanjo tsy voasasa ho afaka amin’ ny fahalotoany.