The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 16 › Bokin'ny Ohabolana 16:25

Bokin'ny Ohabolana 16:25

Misy lalana ataon’ ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin’ ny fahafatesana no iafarany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

There is a way that seemeth right unto a man, but the end thereof are the ways of death.

In Context

24Toho-tantely ny teny mahafinaritra, Ka sady mamin’ ny fanahy no mahatsara ny taolana.

26Ny fahanoanan’ ny mpiasa dia mampiasa azy, Fa ny tendany no manesika azy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 16

Cross References

Proverbs 12:15Ny lalan’ ny adala dia mahitsy eo imasony; Fa izay mino anatra no hendry.

Proverbs 14:12Misy lalana ataon’ ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin’ ny fahafatesana no iafarany.

John 7:47Ary ny Fariseo namaly azy hoe: Hianareo koa va voafitaka?

Acts 26:9Ary izaho efa nihevitra tao am-poko tokoa fa tsy mety raha tsy manao zavatra maro hanohitra ny anaran’ i Jesosy avy any Nazareta,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 16:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 16:24Bokin'ny Ohabolana 16Bokin'ny Ohabolana 16:26 →