Bokin'ny Ohabolana 16:24
Toho-tantely ny teny mahafinaritra, Ka sady mamin’ ny fanahy no mahatsara ny taolana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Pleasant words are as an honeycomb, sweet to the soul, and health to the bones.
In Context
23Ny fon’ ny hendry mahahendry ny vavany Sady manampy fahendrena eo amin’ ny molony.
25Misy lalana ataon’ ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin’ ny fahafatesana no iafarany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 16
Cross References
Psalms 19:10Madio ny fahatahorana an’ i Jehovah, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipik’ i Jehovah, eny, mahitsy avokoa.
Proverbs 3:8Dia ho famelombelomana ny nofonao izany Sy ho fanamandoana ny taolanao.
Proverbs 12:18Misy mandefalefa teny tsy tsaroana ka tonga toy ny fanindron’ ny sabatra; Fa ny lelan’ ny marina dia fanasitranana kosa.
Proverbs 15:26Fahavetavetana eo imason’ i Jehovah ny hevi-dratsy; Fa madio ny teny mahafinaritra.
Proverbs 24:13Anaka, homàna tantely, fa tsara izany, Ary ny toho-tantely, fa ho mamy eo am-bavanao;
Proverbs 27:9Ny diloilo sy ny zava-manitra mahafaly ny fo, Ary ny hamamin’ ny sakaiza dia avy amin’ ny ana-panahy ataony.