Bokin'ny Ohabolana 16:23
Ny fon’ ny hendry mahahendry ny vavany Sady manampy fahendrena eo amin’ ny molony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The heart of the wise teacheth his mouth, and addeth learning to his lips.
In Context
24Toho-tantely ny teny mahafinaritra, Ka sady mamin’ ny fanahy no mahatsara ny taolana.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 16
Cross References
Job 15:2Tokony handahatra hevi-dravina va ny olon-kendry, ka hameno ny kibony amin’ ny rivotra avy any atsinanana va,
Psalms 45:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-shoshanim. Nataon’ ny Koraïta. Maskila. Tonon-kiram-pitiavana.
Proverbs 15:7Ny molotry ny hendry mampiely fahendrena; Fa tsy mba toy izany ny fon’ ny adala.
Proverbs 22:17Atongilano ny sofinao, ka henoy ny tenin’ ny hendry, Ary ampitandremo ny fahalalako ny fonao;
Colossians 3:16Aoka ny tenin’ i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin’ ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin’ ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, mihira amin’ ny fahasoavana ao am-ponareo ho an’ Andriamanitra.