Bokin'ny Ohabolana 17:27
Izay mahafihim-bava no manam-pahalalana; Ary izay mahatsindry fo no manan-tsaina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that hath knowledge spareth his words: and a man of understanding is of an excellent spirit.
In Context
26Tsy mety raha mampijaly ny marina, Na mamely ny manan-kaja noho ny fahamarinany.
28Na ny adala aza, raha tsy miteny, dia atao ho hendry, Ary izay mahafihim-bava dia toa manan-tsaina.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 17
Cross References
Proverbs 10:19Ny teny maro tsy ilaozan’ izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.
Proverbs 15:28Ny fon’ ny marina mihevitra vao mamaly; Fa ny vavan’ ny ratsy fanahy kosa miboiboika faharatsiana.
Ecclesiastes 9:17Ny tenin’ ny hendry izay re amin’ ny mangingina dia mahery noho ny fitreron’ izay mpanapaka adala.
James 3:2Fa tafintohina amin’ ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin’ ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa.