Bokin'ny Ohabolana 10:19
Ny teny maro tsy ilaozan’ izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the multitude of words there wanteth not sin: but he that refraineth his lips is wise.
In Context
18Izay mitahiry lolompo dia manana molotra mandainga, Ary izay mampiely endrikendrika dia adala.
20Volafotsy voafantina ny lelan’ ny marina; Fa ny fon’ ny ratsy fanahy tsy misy vidiny.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 10
Cross References
Job 11:2Moa tsy hovaliana va ny teny be toy izany? Ary moa raha maro vava, dia ho marina va?
Proverbs 11:12Tsy ampy saina izay manamavo ny namany; Fa izay hendry dia mangìna.
Proverbs 12:23Ny olon-kendry tsy mba mampideradera fahalalana foana; Fa ny fon’ ny adala mamoaka fahadalana.
Ecclesiastes 5:1Aza haingam-bava, ary aza malaky manonona teny eo anatrehan’ Andriamanitra ny fonao; fa Andriamanitra dia any an-danitra ary ianao etỳ an-tany, koa aoka ho vitsy ny teninao.
Ecclesiastes 10:13Ny fiandohan’ ny teny aloaky ny vavany dia fahadalana, ary ny fiafaran’ ny teniny dia fahaverezan-tsaina mampidi-doza.
James 3:2Fa tafintohina amin’ ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin’ ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa.