The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 17 › Bokin'ny Ohabolana 17:28

Bokin'ny Ohabolana 17:28

Na ny adala aza, raha tsy miteny, dia atao ho hendry, Ary izay mahafihim-bava dia toa manan-tsaina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Even a fool, when he holdeth his peace, is counted wise: and he that shutteth his lips is esteemed a man of understanding.

In Context

27Izay mahafihim-bava no manam-pahalalana; Ary izay mahatsindry fo no manan-tsaina.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 17

Cross References

Job 13:5Enga anie ka hangina mihitsy ianareo, dia ho fahendrenareo izany!

Proverbs 15:2Ny lelan’ ny hendry mampiseho fahalalana tsara; Fa ny vavan’ ny adala miboiboika fahadalana.

Ecclesiastes 10:3Ary koa, raha mandeha eny an-dalambe ny adala, dia levona ny fahalalany, ka milaza tena amin’ ny olona rehetra izy fa adala.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 17:28

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 17:27Bokin'ny Ohabolana 17