Bokin'ny Ohabolana 18:5
Tsy mety raha manohana ny ratsy fanahy Handresy ny marina amin’ ny fitsarana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It is not good to accept the person of the wicked, to overthrow the righteous in judgment.
In Context
4Rano lalina ny teny aloaky ny vavan’ ny olona, Ary rano miboiboika ny loharanon’ ny fahendrena,
6Ny molotry ny adala manatona ny fifandirana, Ary ny vavany mihantsy kapoka.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 18
Cross References
Exodus 23:3Aza mandravaka ny tenin’ ny malahelo eo amin’ ny fandaharan-teniny ianao.
Leviticus 19:15Aza manao izay tsy marina amin’ ny fitsarana; aza miandany foana amin’ ny malahelo, na mena-maso ny lehibe; fahamarinana no hitsaranao ny namanao.
Deuteronomy 16:19Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan’ olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason’ ny hendry ary mamadika ny tenin’ ny marina.
Job 13:7Hanao teny tsy marina ho enti-manamarina an’ Andriamanitra va ianareo? Hiteny fitaka ho Azy va ianareo?
Psalms 82:2Mandra-pahoviana no hitsarànareo tsy marina ka ihenaranareo maso ny ratsy fanahy? [Sela.]
Proverbs 24:23Izao koa no tenin’ ny hendry: Tsy mety raha mizaha tavan’ olona amin’ ny fitsarana.