The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 19 › Bokin'ny Ohabolana 19:24

Bokin'ny Ohabolana 19:24

Ny malaina dia mangarona ny eo an-dovia amin’ ny tànany, Nefa ny mampakatra azy ho amin’ ny vavany dia tsy zakany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A slothful man hideth his hand in his bosom, and will not so much as bring it to his mouth again.

In Context

23Ny fahatahorana an’ i Jehovah no ahazoana fiainana; Izay manana izany tsy mba handry fotsy sady tsy hiharan-doza.

25Kapohy ny mpaniratsira, dia ho hendry ny kely saina; Ary anaro ny manan-tsaina, dia hahalala fahendrena izy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 19

Cross References

Psalms 74:11Nahoana no mampihemotra ny tananao, dia ny tananao ankavanana, Hianao? mampialà azy amin’ ny tratranao, ka mandringàna.

Proverbs 12:27Ny kamo tsy mety mihaza; Fa fananana soa ho an’ ny olona ny zoto.

Proverbs 19:15Ny hakamoana mahasondrian-tory, Ary ho mosarena ny olona malaina.

Proverbs 24:30Nandalo ny sahan’ ny kamo Sy ny tanim-boaloboky ny tsy ampy saina aho;

Proverbs 26:15Ny malaina mangarona ny eo an-doviany, Nefa ny hampakatra azy ho amin’ ny vavany dia mahasasatra azy.

Mark 14:20Ary Izy nanao taminy hoe: Izay anankiray amin’ ny roa ambin’ ny folo lahy miara-manatsoboka amiko ao anatin’ ny lovia no izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 19:24

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 19:23Bokin'ny Ohabolana 19Bokin'ny Ohabolana 19:25 →