Bokin'ny Ohabolana 26:15
Ny malaina mangarona ny eo an-doviany, Nefa ny hampakatra azy ho amin’ ny vavany dia mahasasatra azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The slothful hideth his hand in his bosom; it grieveth him to bring it again to his mouth.
In Context
14Toy ny varavarana mihodìna amin’ ny saviliny, Dia toy izany ny kamo eo amin’ ny fandriany,
16Ny kamo manao ny tenany ho hendry mihoatra noho ny olona fito izay mahavaly tsara.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 26
Cross References
Proverbs 19:24Ny malaina dia mangarona ny eo an-dovia amin’ ny tànany, Nefa ny mampakatra azy ho amin’ ny vavany dia tsy zakany.