The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 2 › Bokin'ny Ohabolana 2:1

Bokin'ny Ohabolana 2:1

Anaka, raha raisinao ny teniko, Ary raketinao ao am-ponao ny didiko,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My son, if thou wilt receive my words, and hide my commandments with thee;

In Context

2Ka atongilanao amin’ ny fahendrena ny sofinao, Ary ampitandremanao fahalalana ny fonao;

Read all of Bokin'ny Ohabolana 2

Cross References

Deuteronomy 30:13Ary tsy any an-dafin’ ny ranomasina izany ka hanaovanao hoe: Iza no hankany an-dafin’ ny ranomasina haka azy ho antsika mba hohenointsika ka harahintsika?

Psalms 119:9Inona no hiarovan’ ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto? Ny fitandremana araka ny teninao.

Proverbs 3:1Anaka, aza manadino ny lalàko; Fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;

Proverbs 4:10Anaka, mihainoa, ka raiso ny teniko; Dia hihamaro ny taona hiainanao.

Proverbs 6:21Afatory amin’ ny fonao mandrakariva ireo, Ary afehezo eo am-bozonao,

Proverbs 8:1Tsy miantso va ny fahendrena, Ary tsy manandra-peo va ny fahalalana?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 2:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Ohabolana 2Bokin'ny Ohabolana 2:2 →