Bokin'ny Ohabolana 2:10
Raha latsaka ao am-ponao ny fahendrena, Ary mamin’ ny fanahinao ny fahalalana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When wisdom entereth into thine heart, and knowledge is pleasant unto thy soul;
In Context
11Dia hiaro anao ny fisainana mazava, Ary hiambina anao ny fahalalana,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 2
Cross References
Job 23:12Ny didin’ ny molony tsy mba nialako; Ny tenin’ ny vavany noraketiko mihoatra noho ny faniriako.
Psalms 104:34Ho maminy anie ny fisainako Azy; Izaho no hifaly amin’ i Jehovah.
Psalms 119:103Endrey ny hamamin’ ny teninao, raha andramako! Mihoatra noho ny tantely ato am-bavako aza!
Psalms 119:162Faly aho noho ny teninao Tahaka ny mahazo babo be.
Proverbs 14:33Mandry tsara ao am-pon’ ny manan-tsaina ny fahendrena; Fa ny an’ ny adala kosa dia miharihary.
Proverbs 24:13Anaka, homàna tantely, fa tsara izany, Ary ny toho-tantely, fa ho mamy eo am-bavanao;