Bokin'ny Ohabolana 2:11
Dia hiaro anao ny fisainana mazava, Ary hiambina anao ny fahalalana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Discretion shall preserve thee, understanding shall keep thee:
In Context
10Raha latsaka ao am-ponao ny fahendrena, Ary mamin’ ny fanahinao ny fahalalana,
12Ka hamonjy anao amin’ ny lalan-dratsy Sy amin’ ny lehilahy izay miteny fitaka,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 2
Cross References
Psalms 119:9Inona no hiarovan’ ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto? Ny fitandremana araka ny teninao.
Proverbs 6:22Raha mandeha ianao, dia hitari-dalana anao ireo; Raha mandry ianao, dia hiambina anao; Ary raha mifoha ianao, dia hamelona eritreritra anao.
Ecclesiastes 10:10Raha dombo ny antsy ka tsy asainy, dia tsy maintsy manao an-teninaina izy; fa ny fahendrena no mahasoa, satria mahalavorary ny raharaha izany.