Bokin'ny Ohabolana 2:9
Ary amin’ izay dia ho fantatrao ny fahamarinana sy ny rariny Ary ny hitsiny, dia ny lalana tsara rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then shalt thou understand righteousness, and judgment, and equity; yea, every good path.
In Context
8Ka dia mitandrina ny lalan’ ny fahamarinana Izy Ary miambina ny lalan’ ny olony masìna.
10Raha latsaka ao am-ponao ny fahendrena, Ary mamin’ ny fanahinao ny fahalalana,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 2
Cross References
Psalms 25:8Tsara sy mahitsy Jehovah, ka izany no ampianarany ny mpanota ny lalana.
Psalms 32:8Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho.
Psalms 119:105Fanilon’ ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.
Proverbs 1:2Hahalalana fahendrena sy fananarana, Ary hahafantarana ny tenin’ ny fahalalana;
Proverbs 4:12Raha mandeha ianao, dia tsy ho etỳ ny lalanao; Ary raha mihazakazaka ianao, dia tsy ho tafintohina.
Isaiah 48:17Izao no lazain’ i Jehovah, Mpanavotra anao, dia ny Iray Masin’ ny Isiraely: Izaho, Jehovah Andriamanitrao, no nampianatra anao hahita soa sady mitarika anao amin’ ny lalana tokony halehanao.