Bokin'ny Ohabolana 10:23
Toa laolaon’ ny adala ny fanaovan-dratsy Fa raha ny manan-tsaina, dia fahendrena kosa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It is as sport to a fool to do mischief: but a man of understanding hath wisdom.
In Context
22Ny fitahian’ i Jehovah no mampanan-karena, Ary tsy azon’ ny fisasarana ampiana izany.
24Ny tahotry ny ratsy fanahy hihatra aminy; Fa ny irin’ ny marina no homena azy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 10
Cross References
Proverbs 2:14Dia izay faly hanao ratsy Sy finaritra amin’ ny fitaky ny ratsy,
Proverbs 15:21Ny fahadalana dia fifalian’ ny tsy ampy saina; Fa ny manan-tsaina kosa mizotra mahitsy
Proverbs 26:18Toy ny adala izay manely afo sy zana-tsipìka ary fahafatesana,
Ecclesiastes 11:9Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora ianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin’ ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin’ izay sitraky ny fonao sy izay jeren’ ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin’ Andriamanitra hotsaraina ianao amin’ izany rehetra izany.