The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 2 › Bokin'ny Ohabolana 2:15

Bokin'ny Ohabolana 2:15

Dia izay melo-dalana Sy maniasia amin’ ny alehany;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Whose ways are crooked, and they froward in their paths:

In Context

14Dia izay faly hanao ratsy Sy finaritra amin’ ny fitaky ny ratsy,

16Ary hamonjy anao amin’ ny vehivavy jejo koa izany, Dia amin’ ny vahiny janga izay mandrobo amin’ ny teniny,

Read all of Bokin'ny Ohabolana 2

Cross References

Deuteronomy 32:5Efa nasian-dratsy Izy; Tsy zanany ireny, tsininy izany; Taranaka miolakolaka sady efa nivadika izy.

Proverbs 21:8Miolikolika ny lalan’ ny mavesa-keloka; Fa mahitsy ny ataon’ ny madio.

Isaiah 59:8Ny lalan’ ny fiadanana tsy fantany; ary tsy misy rariny ao amin’ ny alehany; lalana miolakolaka ny lalany, ka na iza na iza mandia izany dia tsy mahita fiadanana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 2:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 2:14Bokin'ny Ohabolana 2Bokin'ny Ohabolana 2:16 →