The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 20 › Bokin'ny Ohabolana 20:10

Bokin'ny Ohabolana 20:10

Ny vato mizana samy hafa sy ny vata famarana samy hafa Dia samy fahavetavetana eo imason’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Divers weights, and divers measures, both of them are alike abomination to the LORD.

In Context

9Iza no mahazo manao hoe: Efa nahadio ny foko aho Ka madio tsy manana ota?

11Na dia ny zaza aza dia mampiseho amin’ ny fanaony Na madio sy mahitsy ny fitondran-tenany.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 20

Cross References

Leviticus 19:35Aza manao izay tsy marina amin’ ny fitsarana, na amin’ ny fandrefesana, na amin’ ny fandanjana, na amin’ ny famarana.

Deuteronomy 25:13Aoka tsy hisy vato mahery sy reraka ao an-kitaponao.

Proverbs 16:11An’ i Jehovah ny fandanjana sy ny mizana marina, Avy aminy avokoa ireo vato rehetra an-kitapo.

Amos 8:4Mihanoa izao, ianareo izay mihanahana te-hitelina ny malahelo sy hahafongana ny mpandefitra amin’ ny tany

Micah 6:11Mety madio va aho, raha manana mizana mandainga Sy kitapo misy vato tsy marina?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 20:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 20:9Bokin'ny Ohabolana 20Bokin'ny Ohabolana 20:11 →