Bokin'ny Ohabolana 20:17
Mamin’ ny olona ny hanina azo amin’ ny fitaka; Kanjo ho feno fasika ny vavany any am-parany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Bread of deceit is sweet to a man; but afterwards his mouth shall be filled with gravel.
In Context
16Alao ny lambany, fa efa niantoka olon-kafa izy, Ary tano ho solon’ ny vahiny niantohany.
18Ny hevitra rehetra dia aorin’ ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 20
Cross References
Genesis 3:6Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany; ary nomeny koa ny vadiny; ka dia nihinana izy.
Job 20:14Dia miova ny haniny ao an-kibony, ka aferon’ ny vipera no ao anatiny.
Proverbs 9:17Mamy ny rano angalarina, Ary fy ny mofo hanina amin’ ny fiafenana,
Lamentations 3:15Novokisany zava-mangidy aho ary nobobohany zava-mahafaty.
Hebrews 11:25nifidy mantsy hiara-mitondra fahoriana amin’ ny olon’ Andriamanitra toy izay hanana fifaliana vetivety amin’ ny fahotana,