Bokin'ny Ohabolana 20:20
Izay manozona ny rainy na ny reniny, Dia ho faty ao amin’ ny alim-pito ny jirony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Whoso curseth his father or his mother, his lamp shall be put out in obscure darkness.
In Context
21Ny harena malaky azo foana eo am-boalohany Dia tsy hotahina any am-parany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 20
Cross References
Exodus 20:12Manaja ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro ianao ao amin’ ny tany izay omen’ i Jehovah Andriamanitrao ho anao.
Leviticus 20:9Fa na iza na iza no manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa: efa nanozona ny rainy na ny reniny izy; ny ràny dia ho aminy ihany.
Job 18:5Tsy izany, fa ho faty ny jiron’ ny ratsy fanahy, ary hilopilopy ny lelafony;
Proverbs 13:9Ny fahazavan’ ny marina dia tsara firehitra; Fa ny jiron’ ny ratsy fanahy ho faty.
Proverbs 30:11Misy taranaka izay manozona ny rainy Sady tsy misaotra ny reniny.
Matthew 15:4Fa Andriamanitra efa nanao hoe: Manajà ny rainao sy ny reninao, ary koa: Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.