The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 21 › Bokin'ny Ohabolana 21:18

Bokin'ny Ohabolana 21:18

Ny ratsy fanahy dia ho avotry ny marina, Ary ny mpivadika ho solon’ ny mahitsy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The wicked shall be a ransom for the righteous, and the transgressor for the upright.

In Context

17Izay tia fanaranam-po dia olona halahelo, Eny, izay tia divay sy diloilo tsy mba hanan-karena.

19Aleo mitoetra any an-efitra Toy izay amin’ ny vehivavy tia ady sady foizina.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 21

Cross References

Isaiah 43:3Fa Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Dia ny Iray Masin’ ny Isiraely, Mpamonjy anao; Omeko ho avotrao Egypta, ary Etiopia sy Seba ho solonao.

Isaiah 55:8Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 21:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 21:17Bokin'ny Ohabolana 21Bokin'ny Ohabolana 21:19 →