The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 21 › Bokin'ny Ohabolana 21:22

Bokin'ny Ohabolana 21:22

Ny hendry mananika ny vohitry ny mahery Ka mandrodana ny fiarovana mafy izay itokiany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A wise man scaleth the city of the mighty, and casteth down the strength of the confidence thereof.

In Context

21Izay fatra-panaraka fahamarinana sy famindram-po Dia hahazo fiainana sy fahamarinana ary voninahitra.

23Izay miambina ny vavany sy ny lelany Dia miaro ny fanahiny tsy ho azom-pahoriana.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 21

Cross References

2 Samuel 20:16Ary nisy vehivavy hendry tao an-tanàna niantso hoe: Mihainoa, mihainoa e; masìna ianareo, lazao amin’ i Joaba hoe: Mankanesa erỳ aminy, hono, ianao, fa misy holazainy aminao.

Ecclesiastes 7:19Ny fahendrena no maharo ny hendry mihoatra noho ny mpanapaka folo ao an-tanàna.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 21:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 21:21Bokin'ny Ohabolana 21Bokin'ny Ohabolana 21:23 →