Bokin'ny Ohabolana 21:23
Izay miambina ny vavany sy ny lelany Dia miaro ny fanahiny tsy ho azom-pahoriana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Whoso keepeth his mouth and his tongue keepeth his soul from troubles.
In Context
22Ny hendry mananika ny vohitry ny mahery Ka mandrodana ny fiarovana mafy izay itokiany.
24Izay mirehareha sy miavonavona no atao hoe mpaniratsira, Dia izay olona fatra-piavonavona.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 21
Cross References
Proverbs 10:19Ny teny maro tsy ilaozan’ izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.
Proverbs 13:3Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; Fa izay vavàna dia haringana.
Proverbs 17:27Izay mahafihim-bava no manam-pahalalana; Ary izay mahatsindry fo no manan-tsaina.
James 1:26Raha misy manao azy ho mpivavaka, nefa tsy mamehy ny vavany, fa mamitaka ny fony, dia zava-poana ny fivavahan’ izany olona izany.