Bokin'ny Ohabolana 21:26
Maniry fatratra mandritra ny andro izy; Fa ny marina kosa manome ka tsy mba mahihitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He coveteth greedily all the day long: but the righteous giveth and spareth not.
In Context
25Ny fanirian’ ny malaina hahafaty azy, Satria ny tànany tsy mety miasa tsinona;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 21
Cross References
Psalms 37:26Miantra mandrakariva ireny ka mampisambotra; ary ny taranany hotahina.
Matthew 5:42Omeo izay mangataka aminao; ary aza ilaoza-mihodìna izay te hisambotra aminao.
Acts 20:33Tsy mba naniry volafotsy na volamena na lamban’ olona aho.
2 Corinthians 9:9araka ny voasoratra hoe: Namafy izy, eny, nanome ho an’ ny malahelo; Ny fahamarinany maharitra mandrakizay.
1 Thessalonians 2:5Fa tsy nanao teny mandrobo akory izahay na oviana na oviana, tahaka ny fantatrareo ihany, na nihatsaravelatsihy hanafina fieremana (Andriamanitra no vavolombelona);