The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 21 › Bokin'ny Ohabolana 21:25

Bokin'ny Ohabolana 21:25

Ny fanirian’ ny malaina hahafaty azy, Satria ny tànany tsy mety miasa tsinona;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The desire of the slothful killeth him; for his hands refuse to labour.

In Context

24Izay mirehareha sy miavonavona no atao hoe mpaniratsira, Dia izay olona fatra-piavonavona.

26Maniry fatratra mandritra ny andro izy; Fa ny marina kosa manome ka tsy mba mahihitra.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 21

Cross References

Proverbs 6:6Mandehana any amin’ ny vitsika, ry ilay malaina; Diniho ny fanaony, ka mba hendre;

Proverbs 12:27Ny kamo tsy mety mihaza; Fa fananana soa ho an’ ny olona ny zoto.

Proverbs 15:19Ny lalan’ ny malaina dia toy ny fefy tsilo Fa ny lalamben’ ny marina dia voalamina tsara.

Proverbs 20:4Ny malaina tsy mety miasa amin’ ny ririnina, Ka dia hangataka izy raha fararano, fa tsy hahazo.

Proverbs 24:30Nandalo ny sahan’ ny kamo Sy ny tanim-boaloboky ny tsy ampy saina aho;

Proverbs 26:16Ny kamo manao ny tenany ho hendry mihoatra noho ny olona fito izay mahavaly tsara.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 21:25

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 21:24Bokin'ny Ohabolana 21Bokin'ny Ohabolana 21:26 →