Bokin'ny Ohabolana 21:9
Aleo mitoetra eo an-joron’ ny tampon-trano Toy izay hiray trano amin’ ny vehivavy tia ady.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It is better to dwell in a corner of the housetop, than with a brawling woman in a wide house.
In Context
8Miolikolika ny lalan’ ny mavesa-keloka; Fa mahitsy ny ataon’ ny madio.
10Ny fanahin’ ny ratsy fanahy maniry ny ratsy, Ka na dia ny havany aza tsy mahita fitia eo imasony.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 21
Cross References
Proverbs 12:4Ny vehivavy tsara dia satro-boninahitry ny lahy; Fa ny vehivavy manao izay mahamenatra kosa dia tahaka ny lò ao anatin’ ny taolana.
Proverbs 17:1Tsara ny sombi-mofo maina misy fiadanana Noho ny trano feno hena misy fifandirana.
Proverbs 21:19Aleo mitoetra any an-efitra Toy izay amin’ ny vehivavy tia ady sady foizina.
Proverbs 27:15Tahaka ny fijononoky ny ranonorana be Ny vehivavy tia ady.