Bokin'ny Ohabolana 12:4
Ny vehivavy tsara dia satro-boninahitry ny lahy; Fa ny vehivavy manao izay mahamenatra kosa dia tahaka ny lò ao anatin’ ny taolana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Tsy maha-tafatoetra ny olona ny haratsiana; Fa ny fakan’ ny marina tsy mba hihetsika.
5Rariny ny hevitry ny marina; Fa fitaka ny fisainan’ ny ratsy fanahy.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 12
Cross References
Proverbs 11:22Toy ny kavim-bolamena eo amin’ ny oron-kisoa Ny vehivavy tsara tarehy tsy manam-pahendrena.
Proverbs 14:30Ny fo mionona no fiainan’ ny nofo; Fa ny fahamaimaizan-tsaina dia mahalò ny taolana.
Proverbs 19:13Ny zanaka adala mahabe fahoriana ny rainy; Ary ny ady ataon’ ny vehivavy dia toy ny rano mitete mandrakariva.
Proverbs 21:19Aleo mitoetra any an-efitra Toy izay amin’ ny vehivavy tia ady sady foizina.
Proverbs 30:23Raha ny vehivavy lany zara no ampakarina, Ary raha ny ankizivavy no mandova ny tompovaviny.
Proverbs 31:29Maro no zazavavy nanao soa, Fa ianao manoatra noho izy rehetra.