The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 22 › Bokin'ny Ohabolana 22:23

Bokin'ny Ohabolana 22:23

Fa Jehovah anie ka hisolo vava azy amin’ ny adiny. Ary hanimba ny ain’ izay manimba azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For the LORD will plead their cause, and spoil the soul of those that spoiled them.

In Context

22Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy; Ary aza dia manifakifa ny ory eo am-bavahady;

24Aza misakaiza amin’ ny olona mora tezitra, Ary aza miara-dia amin’ ny olona foizina,

Read all of Bokin'ny Ohabolana 22

Cross References

Exodus 22:23ka hirehitra ny fahatezerako, ary hamono anareo amin’ ny sabatra Aho; dia mba ho mpitondratena ny vadinareo, ary ho kamboty kosa ny zanakareo.

1 Samuel 24:15Hitady an’ iza no nivoahan’ ny mpanjakan’ ny Isiraely? Iza no enjehinao? Amboa maty; parasy iray.

Psalms 12:5Izay manao hoe: hampahery anay ny lelanay; miandany aminay ny molotray; iza no tomponay?

Psalms 35:1Nataon’ i Davida. Jehovah ô, mamalia izay manana ady amiko; miadia amin’ izay mamely ahy.

Psalms 43:1Omeo rariny aho, Andriamanitra ô, ary alaharo ny teniko haharesy ny firenena tsy misy famindram-po; Vonjeo aho ho afaka amin’ ny lehilahy mpamitaka sy mpanao meloka.

Psalms 103:6Jehovah manao fahamarinana Sy fitsarana amin’ izay rehetra ampahorina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 22:23

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 22:22Bokin'ny Ohabolana 22Bokin'ny Ohabolana 22:24 →