Bokin'ny Salamo 35:1
Nataon’ i Davida. Jehovah ô, mamalia izay manana ady amiko; miadia amin’ izay mamely ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Plead my cause, O LORD, with them that strive with me: fight against them that fight against me.
In Context
2Raiso ny ampinga kely sy ny ampinga lehibe ka mitsangàna hamonjy ahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 35
Cross References
Exodus 14:25Ary nanala ny kodian’ ny kalesiny Izy ka nampahasarotra ny nandehanany, dia hoy ny Egyptiana: Aoka handositra ny tavan’ ny Isiraely isika, fa Jehovah no miady amin’ ny Egyptiana ho an’ ireo.
Joshua 10:42Ary ireo mpanjaka rehetra ireo sy ny taniny dia azon’ i Josoa indray mandeha, satria Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, no niady ho an’ ny Isiraely.
Psalms 119:154Soloy vava aho, ka vonjeo; Velomy aho araka ny teninao.
Proverbs 23:11Fa mahery ny Mpanavotra azy, Izy no hisolo vava azy amin’ ny adiny aminao.
Jeremiah 51:36Koa izao no lazain’ i Jehovah: Indro, hisolo vava anao amin’ ny adinao Aho sady hanao famaliana ho anao, ary horitiko ny ranomasiny, sy hataoko tankina ny loharanony.