Bokin'ny Ohabolana 23:10
Aza manakisaka ny fari-tany ela, Ary aza manitatra mankamin’ ny sahan’ ny kamboty;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Remove not the old landmark; and enter not into the fields of the fatherless:
In Context
9Aza miteny amin’ny adala; Fa hohamavoiny foana ny fahendren’ ny teninao.
11Fa mahery ny Mpanavotra azy, Izy no hisolo vava azy amin’ ny adiny aminao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 23
Cross References
Deuteronomy 27:17Hozonina izay mamindra ny faritanin’ ny namany. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
Job 22:9Efa nampialainao maina ny mpitondratena. Ary tapahina ny sandrin’ ny kamboty.
Job 24:9Misarika ny kamboty eo am-pinonoana izy ary maka tsatòka amin’ ny ory.
Psalms 94:6Ny mpitondratena sy ny vahiny vonoiny, Ary ny kamboty dia matiny
Jeremiah 7:5Fa raha ataonareo tsara mihitsy ny lalanareo sy ny ataonareo, ka mitsara marina ny adin’ olona amin’ ny namany ianareo,
Jeremiah 22:3Izao no lazain’ i Jehovah: Manaova fitsarana sy fahamarinana ianareo, ka afaho amin’ ny tanan’ ny mpampahory ny olona voaroba; ary aza mampahory na mampidi-doza amin’ ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, ary aza mandatsaka rà marina amin’ ity fitoerana ity.