Bokin'ny Ohabolana 23:18
Fa raha mbola hisy koa ny farany, Dia tsy ho foana ny fanantenanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For surely there is an end; and thine expectation shall not be cut off.
In Context
17Aoka tsy hialona ny mpanota ny fonao; Fa matahora an’ i Jehovah mandritra ny andro;
19Mihainoa ianao, anaka, ka hendre, Ary ampizory amin’ ny lalana ny fonao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 23
Cross References
Psalms 9:18Hiverina ho any amin’ ny fiainan-tsi-hita ny ratsy fanahy, dia ny jentilisa rehetra izay manadino an’ Andriamanitra.
Proverbs 24:14Ary aoka ho toy izany no hianaranao fahendrena ho an’ ny fanahinao; Fa raha azonao izany, dia hisy hiafarana, Ka tsy ho foana ny fanantenanao.
Jeremiah 29:11Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin’ ny farany.
Romans 6:21Inona ary no vokatra azonareo fahiny tamin’ izay zavatra mahamenatra anareo ankehitriny? fa fahafatesana no hiafaran’ izany zavatra izany.
Hebrews 10:35Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe.