Bokin'ny Ohabolana 23:19
Mihainoa ianao, anaka, ka hendre, Ary ampizory amin’ ny lalana ny fonao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hear thou, my son, and be wise, and guide thine heart in the way.
In Context
18Fa raha mbola hisy koa ny farany, Dia tsy ho foana ny fanantenanao.
20Aza misakaiza amin’ izay mpiboboka divay Sy izay fatra-pitia hena;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 23
Cross References
Proverbs 4:10Anaka, mihainoa, ka raiso ny teniko; Dia hihamaro ny taona hiainanao.
Proverbs 6:6Mandehana any amin’ ny vitsika, ry ilay malaina; Diniho ny fanaony, ka mba hendre;
Proverbs 23:12Ampiekeo famaizana ny fonao, Sy tenim-pahalalana ny sofinao.