Bokin'ny Ohabolana 23:17
Aoka tsy hialona ny mpanota ny fonao; Fa matahora an’ i Jehovah mandritra ny andro;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Let not thine heart envy sinners: but be thou in the fear of the LORD all the day long.
In Context
16Eny, ho ravoravo ny fanahiko, Raha miteny marina ny molotrao.
18Fa raha mbola hisy koa ny farany, Dia tsy ho foana ny fanantenanao.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 23
Cross References
Psalms 73:3Satria nialona ny mpirehareha aho, raha nahita ny fiadanan’ ny ratsy fanahy.
Proverbs 3:31Aza mialona ny olon-dozabe, Na mifidy izay lalany akory,
Proverbs 24:1Aza mialona ny olona ratsy fanahy, Na maniry ho namany;
Proverbs 24:21Anaka, matahora an’ i Jehovah sy ny mpanjaka; Ary aza mikambana amin’ izay miovaova;
Ecclesiastes 5:6Fa amin’ ny haben’ ny nofy dia misy zava-poana; ary toy izany koa ny haben’ ny teny, fa Andriamanitra no atahory.
Ecclesiastes 12:13Ary rehefa re izany rehetra izany, dia izao no faran’ ny teny: Andriamanitra no atahory, ary ny didiny no tandremo, fa izany no tokony hataon’ ny olona rehetra.