The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 23 › Bokin'ny Ohabolana 23:12

Bokin'ny Ohabolana 23:12

Ampiekeo famaizana ny fonao, Sy tenim-pahalalana ny sofinao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Apply thine heart unto instruction, and thine ears to the words of knowledge.

In Context

11Fa mahery ny Mpanavotra azy, Izy no hisolo vava azy amin’ ny adiny aminao.

13Aza tsy manafay zanaka, Fa tsy dia ho faty izy tsy akory na dia asianao ny hazo aza;

Read all of Bokin'ny Ohabolana 23

Cross References

Proverbs 5:1Anaka, tandremo ny fahendreko, Ary atongilano ny sofinao ho amin’ ny fahalalako,

Proverbs 23:19Mihainoa ianao, anaka, ka hendre, Ary ampizory amin’ ny lalana ny fonao.

Matthew 13:52Dia hoy Izy taminy: Koa amin’ izany ary ny mpanora-dalàna rehetra izay nampianarina ho amin’ ny fanjakan’ ny lanitra dia samy tahaka ny tompon-trano, izay mamoaka avy amin’ ny firaketany zava-baovao sy ela.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 23:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 23:11Bokin'ny Ohabolana 23Bokin'ny Ohabolana 23:13 →