The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 23 › Bokin'ny Ohabolana 23:22

Bokin'ny Ohabolana 23:22

Maneke ny rainao izay niteraka anao. Ary aza manamavo ny reninao, saingy efa antitra izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Hearken unto thy father that begat thee, and despise not thy mother when she is old.

In Context

21Fa halahelo izay mpiboboka sy izay fatra-pitia hena; Ary ny fitiavan-torimaso mampitafy voro-damba.

23Vidio ny marina, ka aza amidy, Dia ny fahendrena sy ny fananarana ary ny fahazavan-tsaina.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 23

Cross References

Deuteronomy 21:18Raha misy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra ka tsy mety mihaino ny feon’ ny rainy, na ny feon’ ny reniny, ka tsy zakany anarina,

Proverbs 1:8Anaka, mihainoa ny ana-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao;

Proverbs 15:20Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny adala manao tsinontsinona an-dreniny.

Proverbs 30:17Ny maso izay miandranandrana amin-dray Sady tsy mety manaja reny Dia hotsaingotsaingohin’ ny goaika eny an-dohasahan-driaka Ary hohanin’ ny zana-boromahery.

Mark 7:10Fa hoy Mosesy: Manajà ny rainao sy ny reninao, ary koa: Izay miteny ratsy ny rainy sy ny reniny dia hatao maty tokoa.

Ephesians 6:1Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin’ ny Tompo, fa marina izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 23:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 23:21Bokin'ny Ohabolana 23Bokin'ny Ohabolana 23:23 →