Bokin'ny Ohabolana 24:32
Dia nojereko ka noheveriko tsara, Eny, hitako ka nahazoako anatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then I saw, and considered it well: I looked upon it, and received instruction.
In Context
31Ary, indro, feno sampivato izy Sady voasaron’ ny amiana, Ary nirodana ny ampiantany vatony.
33Mbola hatory kely ihany, mbola ho renoka kely ihany. Mbola hanohon-tanana kely hatory;
Read all of Bokin'ny Ohabolana 24
Cross References
Deuteronomy 13:11Ary torahy vato ho faty izy, satria izy efa nitady hitaona anao hiala amin’ i Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta, tamin’ ny trano nahandevozana.
Deuteronomy 32:29Enga anie ka hendry izy mba hahalala izao Ka hahafantatra izay ho farany.
Psalms 4:4Kanefa aoka ho fantatrareo fa efa navahan’ i Jehovah ho Azy ny tsara fanahy; Jehovah hihaino, raha miantso Azy aho.
Luke 2:51Ary niara-nidina taminy nankany Nazareta Izy ka nanoa azy. Ary ny reniny nitahiry izany teny rehetra izany tao am-pony.
1 Corinthians 10:11Ary izany dia nanjo azy mba ho anatra, sady voasoratra izany ho fananarana antsika izay niharan’ ny faran’ izao tontolo izao.