The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 24 › Bokin'ny Ohabolana 24:33

Bokin'ny Ohabolana 24:33

Mbola hatory kely ihany, mbola ho renoka kely ihany. Mbola hanohon-tanana kely hatory;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Yet a little sleep, a little slumber, a little folding of the hands to sleep:

In Context

32Dia nojereko ka noheveriko tsara, Eny, hitako ka nahazoako anatra.

34Dia ho tonga toy ny mimaona hamely ny alahelonao, Ary ny fahantranao ho toy ny jiolahy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 24

Cross References

Proverbs 6:4Aza avela hatory akory ny masonao, Ary aza avela hilondolondo ny hodimasonao.

Proverbs 18:9Ary izay malaina amin’ ny asany Dia rahalahin’ ny mpanimba.

Romans 13:11Ary tokony hanao izany indrindra isika, satria fantatsika ny andro, fa ankehitriny izao dia ora tokony hifohazanareo amin’ ny fahatoriana; fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ ny andro vao ninoantsika.

1 Thessalonians 5:6Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika, fa aoka hiambina ka hahonon-tena.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 24:33

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 24:32Bokin'ny Ohabolana 24Bokin'ny Ohabolana 24:34 →