The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 24 › Bokin'ny Ohabolana 24:5

Bokin'ny Ohabolana 24:5

Be hery ny lehilahy hendry, Eny, mitombo hery ny olona manam-pahalalana;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A wise man is strong; yea, a man of knowledge increaseth strength.

In Context

4Sady fahalalana no hamenoana ny efi-trano Amin’ izay harena soa sy mahafinaritra rehetra.

6Fa ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady, Ary raha maro ny mpanolo-tsaina, dia misy famonjena.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 24

Cross References

Proverbs 8:14Ahy ny fisainana sy ny fanambinana; Izaho no fahalalana, izaho no manan-kery;

Proverbs 21:22Ny hendry mananika ny vohitry ny mahery Ka mandrodana ny fiarovana mafy izay itokiany.

Ecclesiastes 9:14Nisy vohitra kely sady vitsy olona, dia avy ny mpanjaka lehibe anankiray ka namely sy nanao fahirano azy ary nanao manda lehibe hamelezany azy.

Isaiah 40:31Fa izay miandry an’ i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 24:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 24:4Bokin'ny Ohabolana 24Bokin'ny Ohabolana 24:6 →