Bokin'ny Ohabolana 25:13
Toy ny hatsiaky ny oram-panala amin’ ny taom-pijinjana, Dia toy izany ny iraka mahatoky amin’ izay naniraka azy, Fa mamelombelona ny fon’ ny tompony izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Kavim-bolamena sy firavaka volamena tsara Ny mpananatra hendry, raha amin’ ny sofina mihaino.
14Toy ny rahona sy ny rivotra tsy misy orana Ny olona izay mirehaka amin’ ny fizaram-bava.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 25
Cross References
Proverbs 13:17Ny iraka ratsy fanahy idiran-doza; Fa ny iraka mahatoky dia famelombelomana.
Proverbs 26:6Manapaka ny tongony sady misotro loza Izay mampitondra teny ny adala.