Bokin'ny Ohabolana 26:6
Manapaka ny tongony sady misotro loza Izay mampitondra teny ny adala.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that sendeth a message by the hand of a fool cutteth off the feet, and drinketh damage.
In Context
5Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy
7Mikepikepika ny tongotry ny malemy tongotra, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan’ ny adala.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 26
Cross References
Proverbs 10:26Toy ny vinaingitra amin’ ny nify sy ny setroka amin’ ny maso. Dia mba toy izany koa ny malaina amin’ izay maniraka azy.
Proverbs 25:13Toy ny hatsiaky ny oram-panala amin’ ny taom-pijinjana, Dia toy izany ny iraka mahatoky amin’ izay naniraka azy, Fa mamelombelona ny fon’ ny tompony izy.