The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 25 › Bokin'ny Ohabolana 25:12

Bokin'ny Ohabolana 25:12

Kavim-bolamena sy firavaka volamena tsara Ny mpananatra hendry, raha amin’ ny sofina mihaino.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

As an earring of gold, and an ornament of fine gold, so is a wise reprover upon an obedient ear.

In Context

11Ny teny atao amin’ ny antony dia poma volamena ao anaty vilia volafotsy tsara soratra.

13Toy ny hatsiaky ny oram-panala amin’ ny taom-pijinjana, Dia toy izany ny iraka mahatoky amin’ izay naniraka azy, Fa mamelombelona ny fon’ ny tompony izy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 25

Cross References

1 Samuel 25:31dia tsy ho alahelo na ho nenina amin’ ny fon’ ny tompoko izany, fa tsy nandatsa-drà foana ianao, na namaly ho an’ ny tenanao, tompoko; fa rehefa asian’ i Jehovah soa ny tompoko, dia mba tsarovy aho ankizivavinao.

Psalms 141:5Aoka ny marina hamely ahy amin’ ny fahalemen-panahy ka hananatra ahy, Fa diloilo ahosotra ny lohako izany, ary aoka tsy handà izany ny lohako; Fa ny hany heriko dia ny mbola hivavaka ihany noho ny faharatsian’ ireny.

Proverbs 9:8Aza mananatra ny mpaniratsira ianao, fandrao halany; Ny hendry no anaro, dia ho tiany ianao.

Proverbs 15:31Ny sofina izay mihaino anatra mahavelona Dia miara-mitoetra amin’ ny hendry.

Proverbs 27:5Aleo anatra imaso Toy izay fitia afenina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 25:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 25:11Bokin'ny Ohabolana 25Bokin'ny Ohabolana 25:13 →