The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 26 › Bokin'ny Ohabolana 26:11

Bokin'ny Ohabolana 26:11

Toy ny amboa miverina amin’ ny loany, Dia toy izany ny adala miverina amin’ ny hadalany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

As a dog returneth to his vomit, so a fool returneth to his folly.

In Context

10Ny mpiasa mahay dia mahavita ny zavatra isan-karazany; Fa izay manakarama ny adala dia toy ny manakarama izay sendra mandalo.

12Hitanao va ny olona manao azy ho hendry? Ny adala misy hantenaina kokoa noho izy.

Read all of Bokin'ny Ohabolana 26

Cross References

Isaiah 28:8Fa feno loa sy loto ny latabatra rehetra, ka efa tsy misy madio hitoerana.

2 Peter 2:22Efa mihatra aminy ny ohabolana marina hoe: “Ny amboa miverina indray amin’ ny loany”, ary: “Ny kisoavavy efa nisasa dia mihosim-potaka indray.”

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 26:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 26:10Bokin'ny Ohabolana 26Bokin'ny Ohabolana 26:12 →