Bokin'ny Ohabolana 26:12
Hitanao va ny olona manao azy ho hendry? Ny adala misy hantenaina kokoa noho izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Seest thou a man wise in his own conceit? there is more hope of a fool than of him.
In Context
11Toy ny amboa miverina amin’ ny loany, Dia toy izany ny adala miverina amin’ ny hadalany.
13Hoy ny malaina: Misy liona any an-dalana, Misy liona atsy an-dalambe.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 26
Cross References
Proverbs 12:15Ny lalan’ ny adala dia mahitsy eo imasony; Fa izay mino anatra no hendry.
Proverbs 26:5Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy
Proverbs 28:11Ny manan-karena manao azy ho hendry; Fa ny malahelo izay manan-tsaina dia hizaha toetra azy.
Proverbs 29:20Hitanao va ny olona faingam-bava? Ny adala aza misy hantenaina kokoa noho izy.
Matthew 21:31Ka iza moa amin’ izy mirahalahy no nanao ny sitrapon’ ny rainy? Hoy izy: Ny lahimatoa. Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga efa mialoha anareo ho amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra.
Luke 18:11Ilay Fariseo nitsangana ka nivavaka nitokana hoe: Andriamanitra ô, misaotra Anao aho fa tsy mba tahaka ny olona sasany, izay mpanao an-keriny, tsy marina, mpijangajanga, na tahaka io mpamory hetra io aza.