Bokin'ny Ohabolana 26:13
Hoy ny malaina: Misy liona any an-dalana, Misy liona atsy an-dalambe.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The slothful man saith, There is a lion in the way; a lion is in the streets.
In Context
12Hitanao va ny olona manao azy ho hendry? Ny adala misy hantenaina kokoa noho izy.
14Toy ny varavarana mihodìna amin’ ny saviliny, Dia toy izany ny kamo eo amin’ ny fandriany,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 26
Cross References
Proverbs 19:15Ny hakamoana mahasondrian-tory, Ary ho mosarena ny olona malaina.
Matthew 25:25dia natahotra aho ka lasa nandevina ny talentanao tao anatin’ ny tany; indry, lasanao ny anao.