Bokin'ny Ohabolana 26:14
Toy ny varavarana mihodìna amin’ ny saviliny, Dia toy izany ny kamo eo amin’ ny fandriany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As the door turneth upon his hinges, so doth the slothful upon his bed.
In Context
13Hoy ny malaina: Misy liona any an-dalana, Misy liona atsy an-dalambe.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 26
Cross References
Proverbs 12:24Ny tanan’ ny mazoto no hanapaka; Fa izay miraviravy tanana dia hampanompoina.
Proverbs 24:33Mbola hatory kely ihany, mbola ho renoka kely ihany. Mbola hanohon-tanana kely hatory;