Bokin'ny Ohabolana 26:17
Izay mandalo ka mitsaraingona amin’ ny ady tsy azy Dia mandroritra amboa amin’ ny sofiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
16Ny kamo manao ny tenany ho hendry mihoatra noho ny olona fito izay mahavaly tsara.
18Toy ny adala izay manely afo sy zana-tsipìka ary fahafatesana,
Read all of Bokin'ny Ohabolana 26
Cross References
Proverbs 17:11Ny maditra dia fatra-pitady ny ratsy, Ka dia iraka lozabe no irahina hamely azy.
Proverbs 20:3Voninahitry ny olona ny hanalavitra ny ady; Fa ny adala rehetra kosa misafoaka.
2 Timothy 2:23Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatrao fa mahatonga ady izany.