Bokin'ny Ohabolana 20:3
Voninahitry ny olona ny hanalavitra ny ady; Fa ny adala rehetra kosa misafoaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It is an honour for a man to cease from strife: but every fool will be meddling.
In Context
4Ny malaina tsy mety miasa amin’ ny ririnina, Ka dia hangataka izy raha fararano, fa tsy hahazo.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 20
Cross References
Proverbs 14:17Izay malaky tezitra dia manao adaladala; Ary ny olona mamoron-tsain-dratsy dia ankahalaina.
Proverbs 16:32Tsara ny mahatsindry fo noho ny mahery, Ary izay mahazaka ny fanahiny noho izay mahafa-bohitra.
Proverbs 18:6Ny molotry ny adala manatona ny fifandirana, Ary ny vavany mihantsy kapoka.
Proverbs 21:24Izay mirehareha sy miavonavona no atao hoe mpaniratsira, Dia izay olona fatra-piavonavona.
Proverbs 26:17Izay mandalo ka mitsaraingona amin’ ny ady tsy azy Dia mandroritra amboa amin’ ny sofiny.
Ephesians 4:32ary aoka samy halemy fanahy amin’ ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka, tahaka ny namelan’ Andriamanitra ny helokareo ao amin’ i Kristy.