Proverbs 26:16
Ny kamo manao ny tenany ho hendry mihoatra noho ny olona fito izay mahavaly tsara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sluggard is wiser in his own conceit than seven men that can render a reason.
In Context
17Izay mandalo ka mitsaraingona amin’ ny ady tsy azy Dia mandroritra amboa amin’ ny sofiny.
Cross References
Proverbs 26:12Hitanao va ny olona manao azy ho hendry? Ny adala misy hantenaina kokoa noho izy.