Bokin'ny Ohabolana 28:11
Ny manan-karena manao azy ho hendry; Fa ny malahelo izay manan-tsaina dia hizaha toetra azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The rich man is wise in his own conceit; but the poor that hath understanding searcheth him out.
In Context
Read all of Bokin'ny Ohabolana 28
Cross References
Job 32:9Tsy dia ny fahalehibiazana no mahahendry, ary tsy dia ny fahanterana no ahalalana ny rariny;
Proverbs 18:17Izay mandahatra aloha no toa marina; Fa nony avy kosa ny an-daniny, dia mamaly ny teniny.
Proverbs 23:4Aza manasa-tena hanan-karena, Aza entina amin’ izany ny fahendrenao.
Proverbs 26:16Ny kamo manao ny tenany ho hendry mihoatra noho ny olona fito izay mahavaly tsara.
Isaiah 5:21Lozan’ izay manao azy ho hendry sy manao azy ho mazava saina!
Ezekiel 28:3Hay! hendry noho Daniela ianao! Tsy misy zava-miafina azo afenina anao izany!