The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Ohabolana › Bokin'ny Ohabolana 28 › Bokin'ny Ohabolana 28:7

Bokin'ny Ohabolana 28:7

Izay mitandrina ny lalàna no zanaka hendry; Fa izay misakaiza amin’ ny mpandany harena dia manome henatra ny rainy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Whoso keepeth the law is a wise son: but he that is a companion of riotous men shameth his father.

In Context

6Ny malahelo izay mandeha amin’ ny fahitsiany Dia tsara noho ny manan-karena izay mivadika ka mandeha amin’ ny lalana miolikolika.

8Izay mampitombo ny fananany amin’ ny zana-bola sy ny tombony Dia mamory ho an’ izay miantra ny malahelo

Read all of Bokin'ny Ohabolana 28

Cross References

Proverbs 2:1Anaka, raha raisinao ny teniko, Ary raketinao ao am-ponao ny didiko,

Proverbs 3:1Anaka, aza manadino ny lalàko; Fa aoka ny fonao hitandrina ny didiko;

Proverbs 23:19Mihainoa ianao, anaka, ka hendre, Ary ampizory amin’ ny lalana ny fonao.

Proverbs 28:24Izay mandroba ray sy reny Ka manao hoe: Tsy heloka izany, Dia naman’ ny mpanimba.

Proverbs 29:15Ny tsorakazo sy ny anatra no manome fahendrena; Fa ny zaza aranana mampahamenatra ny reniny.

Luke 15:30fa raha vao tonga kosa io zanakao io, izay efa nandany ny fanananao tamin’ ny vehivavy janga, dia namono ho azy ny zanak’ omby nafahy ianao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Ohabolana 28:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Ohabolana 28:6Bokin'ny Ohabolana 28Bokin'ny Ohabolana 28:8 →