Apokalypsin'i Jaona 3:19
Izay rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As many as I love, I rebuke and chasten: be zealous therefore, and repent.
In Context
Read all of Apokalypsin'i Jaona 3
Cross References
Deuteronomy 8:5Koa aoka ho fantatrao amin’ ny fonao, fa tahaka ny fananaran’ ny olona ny zanany no fananaran’ i Jehovah Andriamanitrao anao.
Job 5:17Indro, sambatra ny zanak’ olombelona izay anarin’ Andriamanitra, koa aza atao ho zavatra kely ny famaizan’ ny Tsitoha;
Psalms 39:11Aoka hitsahatra ny fikapohanao ahy; reraka aho azon’ ny famelin’ ny tananao.
Psalms 94:10Ny Mpampianatra ny jentilisa va tsy hananatra, Dia Izay mampianatra fahalalana ny olona?
Proverbs 15:10Famaizana mafy no hihatra amin’ izay mivily lalana. Eny, izay mankahala anatra dia ho faty.
Proverbs 22:15Miraikitra amin’ ny fon’ ny zaza ny hadalana; Fa ny tsorakazo famaizana no hampanalavitra izany aminy.